FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jona p. 2
  • 4-10 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jona p. 2

4-10 Jona

MARKA 15-16

  • Hira 95 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tanteraka Tamin’i Jesosy ny Faminaniana”: (10 min.)

    • Mr 15:3-5: Tsy niteny mihitsy i Jesosy rehefa nisy niampanga azy

    • Mr 15:24, 29, 30: Natao antsapaka ny akanjony, ary naneso azy ny olona (“fizarana ny akanjony ivelany”, “nihivingivin-doha” fanazavana Mr 15:24, 29, nwtstya)

    • Mr 15:43, 46: Nalevina tao amin’ny fasan’ny mpanankarena izy (“Josefa” fanazavana Mr 15:43, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mr 15:25: Tsy mitovy ny fotoana resahin’ny Filazantsara hoe namantsihana an’i Jesosy teo amin’ny hazo fijaliana. Inona no mety ho anton’izany? (“Ora fahatelo” fanazavana Mr 15:25, nwtsty)

    • Mr 16:8: Nahoana ny Filazantsaran’i Marka ao amin’ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao nohavaozina no tsy ahitana an’ilay teny famaranana lava na fohy? (“fa natahotra” fanazavana Mr 16:8, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mr 15:1-15

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 2

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 63

  • “Araho Akaiky ny Dian’i Kristy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ny Anaran’i Jehovah no Zava-dehibe Indrindra.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 23, sy efajoro “Olona Nisy Demonia”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 140 sy Vavaka

a Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara