FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Aprily p. 3
  • 9-​15 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-​15 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Aprily p. 3

9-15 Aprily

MATIO 27-28

  • Hira 69 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nahoana Isika no Manao Mpianatra? Aiza no Hanaovana Azy? Ary Amin’ny Fomba Ahoana?”: (10 min.)

    • Mt 28:18: Manana fahefana lehibe i Jesosy (w04 1/7 8 § 4)

    • Mt 28:19: Nirahin’i Jesosy hitory sy hampianatra eran-tany ny mpanara-dia azy (“ataovy mpianatra”, “ny olona any amin’ny firenena rehetra” fanazavana Mt 28:19, nwtsty)

    • Mt 28:20: Tsy maintsy ampiantsika ny olona mba hianatra sy hampihatra an’izay rehetra nampianarin’i Jesosy (“Ampianaro izy” fanazavana Mt 28:20, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 27:51: Inona no dikan’ny hoe nitriatra roa ilay ridao? (“ridao”, “toerana masina” fanazavana Mt 27:51, nwtsty)

    • Mt 28:7: Inona no porofo hoe nanome voninahitra an’ireo vehivavy tonga teo amin’ny fasan’i Jesosy ny anjelin’i Jehovah? (“milaza amin’ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana tamin’ny maty izy’” fanazavana Mt 28:7, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 27:38-54

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) g17.2 14: Foto-kevitra: Maty teo Amin’ny Lakroa ve i Jesosy?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 70

  • “Itorio sy Ampianaro ny Olona mba ho Lasa Mpianatr’i Jesosy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Mandritra an’ilay anjara, dia alefaso ilay video hoe Aza Mitsahatra Mitory: Tsy Ara-potoana sy Isan-trano sy ilay hoe Aza Mitsahatra Mitory: Ampahibemaso sy Mampianatra Baiboly.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 16

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 73 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara