FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Martsa p. 6
  • 26 Martsa–1 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 26 Martsa–1 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Martsa p. 6

26 Martsa–1 Aprily

MATIO 25

  • Hira 143 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miambena Hatrany”: (10 min.)

    • Mt 25:1-6: Nandeha nivoaka hitsena ny mpampakatra ireo virjiny dimy malina sy virjiny dimy adala

    • Mt 25:7-10: Tsy teo ireo virjiny adala rehefa tonga ny mpampakatra

    • Mt 25:11, 12: Ireo virjiny malina ihany no navela hiditra tao amin’ilay fanasam-be amin’ny fampakaram-bady

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 25:31-33: Hazavao ilay fanoharana momba ny ondry sy osy. (w15 15/3 27 § 7)

    • Mt 25:40: Ahoana no ampisehoantsika hoe naman’ireo rahalahin’i Kristy isika? (w09 15/10 16 § 16-18)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 25:1-23

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Asao hanatrika Fahatsiarovana ilay olona.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w15 15/3 27 § 7-10: Foto-kevitra: Ahoana no Anasongadinan’ilay Fanoharana Momba ny Ondry sy Osy ny Asa Fitoriana?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 85

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Ampianaro Hanomana ny Mpianatra”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso avy eo ilay video ahitana mpitory iray manoro ny fomba hanaovana fanomanana. Asao ny mpanatrika hilaza ny fomba mandaitra hafa nampiasainy.

  • Raiso Tsara Izay Rehetra Tonga: (5 min.) Lahateny miorina amin’ilay lahatsoratra ao amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fivoriana, Martsa 2016. Tantarao izay zava-nitranga nahafinaritra nandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana 2017. Milazà fampahatsiahivana vitsivitsy momba ny Fahatsiarovana amin’ny 31 Martsa. Ohatra hoe aiza no hametrahana ny fiara, ary rahoviana ny fanadiovana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 14

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 79 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara