FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Janoary p. 3
  • 8-14 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Janoary p. 3

8-14 Janoary

MATIO 4-5

  • Hira 82 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Toritenin’i Jesosy teo An-tendrombohitra?”: (10 min.)

    • Mt 5:3: Sambatra isika rehefa mahatsapa fa mila an’Andriamanitra (“Sambatra”, “mahatsapa fa mila an’Andriamanitra” fanazavana Mt 5:3, nwtsty)

    • Mt 5:7: Sambatra isika rehefa mamindra fo sy mangoraka (“mamindra fo” fanazavana Mt 5:7, nwtsty)

    • Mt 5:9: Sambatra ny mpampihavana (“mpampihavana” fanazavana Mt 5:9, nwtsty; w07 1/12 17)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 4:9: Inona no nasain’i Satana nataon’i Jesosy tamin’izy naka fanahy azy? (“miankohoka indray mandeha” fanazavana Mt 4:9, nwtsty)

    • Mt 4:23: Inona ireo asa lehibe roa nataon’i Jesosy? (“nampianatra ... nitory” fanazavana Mt 4:23, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 5:31-48

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Jereo Hevitra Azo Resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w16.03 31-32: Foto-kevitra: Tena Nentin’i Satana Teny Amin’ny Tempoly Tokoa ve i Jesosy Rehefa Nalainy Fanahy?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 130

  • Sambatra Izay Enjehina Noho ny Fahamarinana: (9 min.) Alefaso ilay video hoe Nogadraina Noho ny Finoany ry Namgung, ary asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • “Inona no Dikan’ny hoe Mandehana Aloha Mihavana Amin’ny Rahalahinao?”: (6 min.) Fiaraha-midinika. Hazavao hoe nahoana no izay resahin’ny teboka farany ao amin’ireo lisitra ireo ihany no tokony hatao.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 3

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 141 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara