FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Desambra p. 3
  • 11-17 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 11-17 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Desambra p. 3

11-17 Desambra

ZAKARIA 1-8

  • Hira 26 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Hazòny ny Akanjon’ilay Jiosy”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Zakaria.]

    • Za 8:20-22: Misy olona avy amin’ny fiteny rehetran’ireo firenena te hahazo sitraka amin’i Jehovah (w14 15/11 27 § 14)

    • Za 8:23: Vonona hanohana sy hiaraka amin’ny sisa voahosotra ireo olona manantena ny hiaina eto an-tany (w16.01 23 § 4; w09 15/2 27 § 14)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Za 5:6-11: Manjaka izao ny faharatsiana ka inona no andraikitsika? (w17.10 25 § 18)

    • Za 6:1: Manondro inona ireo tendrombohitra varahina roa? (w17.10 27-28 § 7-8)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Za 8:14-23

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g17.6 matoan-dahatsoratra: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g17.6: Miverina mitsidika olona efa nomena gazety tamin’ny fitoriana. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 5 § 1-2.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 70

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Itorio Daholo ny Olona ao Amin’ny Faritany”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana any “Amin’ny Faritra Lavitra Indrindra Amin’ny Tany.”

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 22 § 17-24, famerenana “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 139 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara