FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Novambra p. 4
  • 13-19 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Novambra p. 4

13-19 Novambra

OBADIA 1–JONA 4

  • Hira 102 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mandraisa Lesona avy Amin’ny Fahadisoanao”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Obadia.]

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Jona.]

    • Jo 3:1-3: Nandray lesona avy tamin’ny fahadisoany i Jona (ia 114 § 22-23)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ob 10: Nahoana no lazaina fa “fongotra” na “ringana mandrakizay” i Edoma? (w07 1/11 13 § 5)

    • Ob 12: Inona no ianarantsika avy amin’ny fanamelohan’Andriamanitra an’i Edoma? (jd 112 § 4-5)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jo 3:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp17.6 matoan-dahatsoratra: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp17.6: Miverina mitsidika olona efa nomena gazety tamin’ny fitoriana. Asehoy azy ny boky na bokikely iray fianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) ld 12-13: Fidio izay sary tianao hasongadina.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 98

  • “Lesona avy Amin’ny Bokin’i Jona”: (15 min.) Alefaso aloha ilay video hoe Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana: Mandraisa Lesona avy Amin’ny Famindram-pon’i Jehovah Hoatran’i Jona. Iaraho midinika avy eo ilay lahatsoratra.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 21 § 8-14

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 150 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara