FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Novambra p. 2
  • 6-12 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Novambra p. 2

6-12 Novambra

AMOSA 1-9

  • Hira 60 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mitadiava An’i Jehovah, dia ho Velona Ianareo”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Amosa.]

    • Am 5:4, 6: Tsy maintsy mianatra momba an’i Jehovah sy manao ny sitrapony isika (w04 15/11 24 § 20)

    • Am 5:14, 15: Tsy maintsy manaiky ny fitsipik’i Jehovah momba ny tsara sy ratsy isika, ary mianatra ny ho tia azy ireny (jd 90-91 § 16-17)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Am 2:12: Ahoana no ampiharantsika an’io andininy io? (w07 1/10 14 § 8)

    • Am 8:1, 2: Inona no dikan’ilay “harona misy voankazo masaka fahavaratra”? (w07 1/10 14 § 6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Am 4:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “fomba fitory modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 58

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Manaova Fiverenana Mitsidika”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso avy eo ilay video misy mpitory roa manao fiverenana mitsidika, ary iaraho midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr “Fizarana 7​—Ny Zavatra Hataon’ilay Fanjakana: Hovany ho Paradisa ity Tany Ity”, toko 21 § 1-7

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 143 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara