FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Oktobra p. 6
  • 23-29 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Oktobra p. 6

23-29 Oktobra

HOSEA 8-14

  • Hira 76 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Omeo ny Tsara Indrindra i Jehovah”: (10 min.)

    • Ho 14:2: Tena sarobidy amin’i Jehovah ny ‘vokatry ny molotsika’ (w07 1/4 20 § 1)

    • Ho 14:4: Mamela ny heloky ny olona manome ny tsara indrindra ho azy i Jehovah, sady mankasitraka azy, ary mandray azy ho namany (w11 15/2 16 § 15)

    • Ho 14:9: Mahasoa antsika ny mandeha amin’ny lalan’i Jehovah (jd 87 § 11)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ho 10:12: Inona no tsy maintsy ataontsika mba ‘hijinjantsika ny hatsaram-panahy feno fitiavana’ na ny fitiavana tsy miovaova avy amin’i Jehovah? (w05 15/11 28 § 7)

    • Ho 11:1: Inona no porofo hoe tanteraka tamin’i Jesosy ireo teny ireo? (w11 15/8 10 § 10)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ho 8:1-14

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) T-35

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) T-35: Miverina mitsidika olona efa nomena taratasy mivalona tamin’ny fitoriana. Misy hevitra tsy eken’ilay olona, fa mahavita mandresy lahatra azy ilay mpitory.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 151-152 § 13-15: Miezaha hanohina ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 69

  • “Miderà An’i Jehovah Raha Mbola Velon’aina!”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ampiasao ho An’i Jehovah ny Talentanao.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 20 § 7-16, efajoro “Bokikely Manamora ny Asan’ny Komitin’ny Vonjy Rano Vaky”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 124 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara