FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Oktobra p. 4
  • 9-15 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Oktobra p. 4

9-15 Oktobra

DANIELA 10-12

  • Hira 63 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fantatr’i Jehovah ny Hoavin’ireo Mpanjaka”: (10 min.)

    • Da 11:2: Nisy mpanjaka efatra nipoitra tao amin’ny Fanjakana Persianina (dp 212-213 § 5-6)

    • Da 11:3: Lasa mpanjaka i Aleksandra Lehibe (dp 214 § 8)

    • Da 11:4: Nizara efatra ny fanjakan’i Aleksandra (dp 215 § 11)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Da 12:3: Iza “ireo lalin-tsaina”, ary rahoviana izy ireo no “hamirapiratra toy ny famirapiratry ny habakabaka”? (w13 15/7 13 § 16, fanamarihana any amin’ny faran’ny lahatsoratra)

    • Da 12:13: Inona no dikan’ilay hoe “hitsangana” i Daniela? (dp 315 § 18)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Da 11:28-39

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g17.5 matoan-dahatsoratra: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g17.5 matoan-dahatsoratra: Miverina mitsidika olona efa nomena gazety tamin’ny fitoriana. Tohizo ny resaka ary mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w16.11 5-6 § 7-8: Foto-kevitra: Ahoana no Hanahafantsika An’i Jehovah Rehefa Mampahery Olona Isika?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 94

  • Manatanjaka Antsika ny Faminanian’ny Baiboly: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Manatanjaka Antsika “ny Teny Faminaniana.”

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 19 § 8-18, famerenana “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 91 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara