FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Aogositra p. 7
  • 28 Aogositra–3 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 28 Aogositra–3 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Aogositra p. 7

28 Aogositra–3 Septambra

EZEKIELA 39-41

  • Hira 24 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Inona no Ianaranao avy Amin’ny Fahitan’i Ezekiela Momba ny Tempoly?”: (10 min.)

    • Ezk 40:2: Misandratra avo noho ny fivavahana hafa rehetra ny fivavahana amin’i Jehovah (w99 1/3 11 § 16)

    • Ezk 40:3, 5: Hotanterahin’i Jehovah izay kasainy momba ny fivavahana marina (w07 1/8 10 § 2)

    • Ezk 40:10, 14, 16: Avo lenta sy ara-drariny ny fitsipik’i Jehovah. Tsy maintsy manaraka azy ireny isika vao hankasitraka ny fanompoantsika izy (w07 1/8 11 § 5)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 39:7: Nahoana no manazimbazimba ny anaran’Andriamanitra izay milaza fa izy no mahatonga ny tsy rariny? (w12 1/9 21 § 2)

    • Ezk 39:9: Hatao ahoana ny fitaovam-piadian’ireo firenena, aorian’ny Hara-magedona? (w89 15/11 14 § 20)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 40:32-47

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) fg lesona 1 § 1: Resaho aloha ilay olona fa hampiseho an’ilay video hoe Te Handre Vaovao Tsara ve Ianao? ianao (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Atolory ilay bokikely.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) fg lesona 1 § 2: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 1 § 3-4

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 53

  • “Rahoviana Indray Aho no Afaka Manao Mpisava Lalana Mpanampy?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Saika ny Zava-drehetra no Vitako, Noho i Jehovah.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 17 § 1-9

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 67 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara