21-27 Aogositra
EZEKIELA 35-38
Hira 149 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Ringana Tsy ho Ela i Goga avy any Magoga”: (10 min.)
Ezk 38:2: Firenena maromaro mitambatra ilay hoe Goga avy any Magoga (w15 15/5 29-30)
Ezk 38:14-16: Hanafika ny vahoakan’i Jehovah i Goga avy any Magoga (w12 15/9 5 § 8-9)
Ezk 38:21-23: Hasehon’i Jehovah Andriamanitra ny fahalehibeazany sy ny fahamasinany rehefa handringana an’i Goga avy any Magoga izy (w14 15/11 27 § 16)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ezk 36:20, 21: Nahoana isika no tena tokony ho tsara fitondran-tena foana? (w02 15/6 20 § 12)
Ezk 36:33-36: Nahoana no hoe tanteraka amin’izao androntsika izao ireo teny ireo? (w88 15/12 24 § 11)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 35:1-15
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Sl 37:29: Ampianaro ny Tena Marina.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ge 1:28; Is 55:11: Ampianaro ny Tena Marina.
Lahateny: (6 min. na latsaka) w16.07 31-32: Foto-kevitra: Inona no Dikan’ilay hoe Sampan-kazo Roa Natambatra ho Lasa Sampan-kazo Iray?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miezaha Hanana Toetra Tsara: Finoana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Inona avy no Hanampy Antsika Tsy Hivadika? Miezaha Hanam-pinoana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 16 § 18-24, efajoro “Hirao ny Fahamarinana”, famerenana “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 87 sy Vavaka