FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Aogositra p. 2
  • 7-13 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 7-13 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Aogositra p. 2

7-13 Aogositra

EZEKIELA 28-31

  • Hira 136 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nomen’i Jehovah Valisoa Ilay Firenena Mpanompo Sampy”: (10 min.)

    • Ezk 29:18: Tsy nahazo valisoa i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, na dia niady mafy aza ny tafiny vao naharesy an’i Tyro (it “Tyro”: “Noravana” § 1)

    • Ezk 29:19: Navela hobaboin’i Nebokadnezara i Ejipta ho solon’i Tyro (it “Ejipta, Ejipsianina”: “Resin’i Nebokadnezara” § 4)

    • Ezk 29:20: Novalian’i Jehovah soa ny Babylonianina satria nanao zavatra ho azy (w07 1/8 9 § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 28:12-19: Nahoana no nitovy tamin’ny nataon’i Satana ny nataon’ireo mpanjakan’i Tyro? (it “Lavorary, Tonga Lafatra”: “Ilay nanota voalohany sy ny mpanjakan’i Tyro”)

    • Ezk 30:13, 14: Ahoana no nahatanterahan’io faminaniana io? (w03 1/7 32 § 1-3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 29:1-12

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “fomba fitory modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hiresaka momba ny vaovao farany rehefa mitory, ary hampiasa an’ilay video hoe Te Handre Vaovao Tsara ve Ianao? rehefa manolotra ny bokikely Vaovao Tsara.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 120

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (5 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb17 35-37 § 1 sy ny efajoro pejy 35). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • “Miezaha Hanana Toetra Tsara: Fanetren-tena”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Halaviro Izay Mety Hahatonga Anao Hivadika: Fanambonian-tena.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr “Fizarana 5​—Mampianatra ny Vahoakany Ilay Fanjakana: Ampiofanin’i Jehovah Isika”, toko 16 § 1-5, efajoro “Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana” ary “Ireo Fivoriambe Niavaka Indrindra”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 93 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara