FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Jolay p. 2
  • 3-9 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Jolay p. 2

3-9 Jolay

EZEKIELA 11-14

  • Hira 36 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Manana Fo Nofo ve Ianao?”: (10 min.)

    • Ezk 11:17, 18: Nampanantena i Jehovah fa haverina amin’ny laoniny ny fivavahana marina (w07 1/7 11 § 4)

    • Ezk 11:19: Afaka manome antsika fo mora manaraka ny tari-dalany i Jehovah (w16.05 15 § 9)

    • Ezk 11:20: Tian’i Jehovah hampihatra an’izay ianarantsika isika

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 12:26-28: Inona no adidin’ny mpanompon’i Jehovah, rehefa jerena ireo andininy ireo? (w07 1/7 13 § 8)

    • Ezk 14:13, 14: Misy anaran’olona telo voatonona eo. Inona no ianarantsika avy amin’izany? (w16.05 26 § 13; w07 1/7 13 § 9)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 12:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “Fomba Fitory Modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 129

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (15 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb17 41-43). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 14 § 15-23, famerenana “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 126 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara