FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Jona p. 5
  • 19-25 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-25 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Jona p. 5

19-25 Jona

EZEKIELA 1-5

  • Hira 75 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nahafinaritra An’i Ezekiela ny Nanambara ny Hafatr’Andriamanitra”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Ezekiela.]

    • Ezk 2:9–3:2: Nohanin’i Ezekiela ilay horonana misy ‘hira fisaonana sy fanehoana alahelo ary fahoriana’ (w08 15/7 8 § 6-7; it “Tsinay” § 3)

    • Ezk 3:3: Nahafaly an’i Ezekiela ny hoe mpaminanin’i Jehovah (w07 1/7 12 § 4)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 1:20, 21, 26-28: Inona ilay kalesy any an-danitra? (w07 1/7 12 § 1)

    • Ezk 4:1-7: Tena nataon’i Ezekiela ve izay nampanaovina azy, mba hampisehoana fa hatao fahirano i Jerosalema? (w07 1/7 12 § 5)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 1:1-14

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) T-32: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) T-32: Alefaso ilay video hoe Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?, ary atolory ilay bokikely.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 142-143 § 20-21: Miezaha hanohina ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 153

  • “Mahafinaritra Anao ve ny Mitory ny Vaovao Tsara?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ho Faly Indray Ianao Raha Mianatra sy Misaintsaina.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 14 § 1-7

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 32 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara