FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Jona p. 4
  • 12-18 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Jona p. 4

12-18 Jona

FITOMANIANA 1-5

  • Hira 128 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Hahavita Hiaritra Isika Raha Vonona Hiandry”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Fitomaniana.]

    • Ft 3:20, 21, 24: Vonona hiandry i Jeremia ary niantehitra tamin’i Jehovah (w12 1/6 14 § 3-4; w11 15/9 8 § 8)

    • Ft 3:26, 27: Hahavita hiatrika ny zava-tsarotra amin’ny hoavy isika raha miaritra fitsapam-pinoana dieny izao (w07 1/6 11 § 3-4)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ft 2:17: Inona ilay ‘tenin’i Jehovah’ tanteraka tamin’i Jerosalema? (w07 1/6 9 § 3)

    • Ft 5:7: Manameloka ny olona noho ny fahadisoan’ny razany ve i Jehovah? (w07 1/6 11 § 1)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ft 2:20–3:12

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g17.3 matoan-dahatsoratra: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g17.3 matoan-dahatsoratra: Asao hivory ilay olona.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w11 15/9 9-10 § 11-13: Foto-kevitra: I Jehovah no Anjarako sy Lovako.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 126

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (8 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo iaraha-midinika ny “Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana” ao amin’ny Diary (yb17 2-5).

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Jona 2017 ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 13 § 33-34, efajoro Didim-pitsarana Nahasoa ny Mpitory Ilay Fanjakana, famerenana Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 100 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara