22-28 Mey
JEREMIA 44-48
Hira 70 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aza ‘Mikatsaka Zavatra Lehibe ho Anao’ Intsony”: (10 min.)
Je 45:2, 3: Tsy tsara ny toe-tsain’i Baroka ka lasa kivy izy (jr 104-105 § 4-6)
Je 45:4, 5a: Nahitsin’i Jehovah moramora i Baroka (jr 103 § 2)
Je 45:5b: Nifantoka tamin’izay zava-dehibe indrindra i Baroka ka avotra (w16.07 8 § 6)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Je 48:13: Nahoana ny Moabita no ‘ho menatra noho ny amin’i Kemosy’? (it “Kemosy” § 5)
Je 48:42: Nahoana no manatanjaka finoana ny fanamelohan’i Jehovah an’i Moaba? (it “Moaba”: “Faminaniana momba an’i Moaba” § 7)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 47:1-7
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) hf: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) hf: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 199 § 9-10: Asehoy vetivety an’ilay olona hoe ahoana no hanaovana fikarohana momba ny fitsapana iray mahazo azy.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ry Tanora, Aza Mikatsaka Zavatra Lehibe ho Anao: (15 min.) Alefaso sy iaraho midinika ilay video hoe Manontany ny Tanora—Inona no Hataoko eo Amin’ny Fiainana?—Jery Todika.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr “Fizarana 4—Nandresy Ilay Fanjakana: Natao ‘Mafy Orina Araka ny Lalàna ny Vaovao Tsara’”, toko 13 § 1-10
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 17 sy Vavaka