FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Mey p. 4
  • 15-21 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Mey p. 4

15-21 Mey

JEREMIA 39-43

  • Hira 133 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Hamaly ny Tsirairay Araka Izay Nataony avy i Jehovah”: (10 min.)

    • Je 39:4-7: Tsy nankatò an’i Jehovah i Zedekia ka nizaka ny vokany (it “Zedekia”: “Resy i Jerosalema”)

    • Je 39:15-18: Nankasitrahan’i Jehovah i Ebeda-meleka satria nitoky taminy (w12 1/5 31 § 5)

    • Je 40:1-6: Nokarakarain’i Jehovah i Jeremia satria tsy nivadika (it “Nebozaradana” § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 42:1-3; 43:2, 4: Inona no ianarantsika avy amin’ny fahadisoan’i Johanana? (w03 1/5 10 § 10)

    • Je 43:5-7: Nahoana ireo andininy ireo no manampy antsika hahita hoe oviana no nanomboka ireo 70 taona nahalao an’i Joda? (it “Fanisan-taona”: “Tamin’ny 607 T.K. ka hatramin’ny niverenana avy tany an-tsesitany” § 3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 40:11–41:3

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Is 46:10: Ampianaro ny Tena Marina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ap 12:7-9, 12: Ampianaro ny Tena Marina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 153 § 19-20: Asao hivory ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 90

  • “Tsy Hanadino ny Fitiavanao i Jehovah” (Sl 71:18): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Tsy Hanadino ny Fitiavanao i Jehovah.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 12 § 16-23, efajoro “‘Gaga be izahay!’” sy “Nahomby ilay izy,” famerenana “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 123 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara