FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Mey p. 3
  • 8-14 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Mey p. 3

8-14 Mey

JEREMIA 35-38

  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Be Herim-po sy Tsara Fanahy i Ebeda-Meleka”: (10 min.)

    • Je 38:4-6: Natahotra olona i Zedekia, ka navelany hatsipy tao amin’ny lavaka fanangonan-drano nisy fotaka i Jeremia mba ho faty tao (it “Zedekia”: “Nikomy tamin’i Nebokadnezara” § 6)

    • Je 38:7-10: Be herim-po i Ebeda-meleka ka tonga dia nanampy an’i Jeremia (w12 1/5 31 § 2-3)

    • Je 38:11-13: Tsara fanahy i Ebeda-meleka (w12 1/5 31 § 4)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 35:19: Nahoana no notahina ny Rekabita? (it “Rekabita”)

    • Je 37:21: Ahoana no nikarakaran’i Jehovah an’i Jeremia, ary nahoana izany no mampahery antsika rehefa miatrika olana isika? (w98 15/1 18 § 16-17; w95 1/8 5 § 7-8)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 36:27–37:2

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp17.3 matoan-dahatsoratra: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp17.3 matoan-dahatsoratra: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 26

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 127

  • “Karakarao Tsara ny Toeram-pivavahantsika”: (15 min.) Ataon’ny anti-panahy. Alefaso aloha ilay video hoe Karakarao Tsara ny Toeram-pivavahantsika, ary iaraho midinika ireo fanontaniana. Adinadino vetivety ny solontenan’ny komity mikarakara ny Efitrano Fanjakana. (Raha tsy manana solontena ny fiangonanareo, dia ny anti-panahy mpandrindra adinadinina. Ny mpiandraikitra ny fikojakojana kosa adinadinina raha ny fiangonanareo irery no mampiasa an’ilay efitrano.) Inona no fikojakojana natao tato ho ato, ary inona no kasaina hatao? Raha misy rahalahy na anabavy efa mahay asa fikojakojana na te hianatra amin’ireo efa mahay, inona no tokony hataony? Inona no azontsika rehetra atao mba hikarakarana ny Efitrano Fanjakana, na inona na inona toe-javatra misy antsika?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 12 § 9-15, efajoro “Inona avy no Nohatsaraina teo Anivon’ny Fandaminana?” sy “Inona ny Asan’ny Filan-kevi-pitantanana?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 125 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara