FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Aprily p. 6
  • 17-23 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-23 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Aprily p. 6

17-23 APRILY

JEREMIA 25-28

  • Hira 137 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miezaha ho Be Herim-po toa An’i Jeremia”: (10 min.)

    • Je 26:2-6: Nasain’i Jehovah nampitandrina ny olona i Jeremia (w09 1/12 24 § 6)

    • Je 26:8, 9, 12, 13: Tsy nanaiky nampitahorin’ny fahavalony i Jeremia (jr 21 § 13)

    • Je 26:16, 24: Narovan’i Jehovah io mpaminaniny be herim-po io (w09 1/12 25 § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 27:2, 3: Mety ho nanao inona tao Jerosalema ny mpitondra hafatra avy any amin’ny firenena maro, ary nahoana i Jeremia no nanao zioga ho azy ireo? (jr 27 § 21)

    • Je 28:11: Ahoana no nampisehoan’i Jeremia hoe nahay nandanjalanja izy rehefa nanohitra azy i Hanania, ary inona no ianarantsika avy amin’izany? (jr 187-188 § 11-12)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 27:12-22

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) T-36: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) T-36: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 7 § 4-5: Miezaha hanohina ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 17

  • “Manampy Antsika ho Be Herim-po ny Hiran’ilay Fanjakana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hira Iray Nanohina ny Fon’ireo Gadra.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 11 § 9-21

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 26 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara