FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Aprily p. 4
  • 10-16 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 10-16 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Aprily p. 4

10-16 Aprily

JEREMIA 22-24

  • Hira 52 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Manana ‘Fo Mahalala’ An’i Jehovah ve Ianao?”: (10 min.)

    • Je 24:1-3: Noharin’i Jehovah tamin’ny aviavy ny olona (w13 15/3 8 § 2)

    • Je 24:4-7: Oharina amin’ny aviavy tsara ireo manana fo mankatò (w13 15/3 8 § 4)

    • Je 24:8-10: Oharina amin’ny aviavy ratsy ireo manana fo tsy mety mankatò (w13 15/3 8 § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 22:30: Nahoana io didy io no tsy manafoana ny zon’i Jesosy handova ny seza fiandrianan’i Davida? (w07 15/3 10 § 9)

    • Je 23:33: Inona ilay “enta-mavesatr’i Jehovah”? (w07 15/3 11 § 1)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 23:25-36

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g17.2 matoan-dahatsoratra: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g17.2 matoan-dahatsoratra: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 5 § 1-2: Miezaha hanohina ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 60

  • “Afaka Mampahery An’ireo Tsy Mitory Intsony ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ampaherezo Ireo Tsy Mitory Intsony.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 11 § 1-8

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 93 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara