FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Janoary p. 4
  • 16-22 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 16-22 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Janoary p. 4

16-22 Janoary

ISAIA 34-37

  • Hira 31 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Novalian-tsoa i Hezekia Noho ny Finoany”: (10 min.)

    • Is 36:1, 4-10, 15, 18-20: Nihantsy an’i Jehovah ny Asyrianina sady nandrahona an’ilay vahoakany (ip-1 386-388 § 7-14)

    • Is 37:1, 2, 14-20: Natoky an’i Jehovah i Hezekia (ip-1 389-391 § 15-17)

    • Is 37:33-38: Niaro ny vahoakany i Jehovah (ip-1 391-394 § 18-22)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 35:8: Inona ilay “Lalan’ny Fahamasinana”, ary iza ihany no afaka mandeha amin’izy io? (w08 15/5 26 § 4; 27 § 2)

    • Is 36:2, 3, 22: Nahoana i Sebna no modely ho an’ireo manaiky hanarina? (w07 15/1 8 § 6)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 36:1-12

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Mt 24:3, 7, 14: Ampianaro ny Tena Marina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) 2Ti 3:1-5: Ampianaro ny Tena Marina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 31-32 § 11-12: Asao hivory ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 91

  • “Jehovah ô! ... Ianao no Itokisako”: (15 min.) Fanontaniana sy valiny. Alefaso aloha ilay video hoe “Jehovah ô! ... Ianao no Itokisako”​—Ampahany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 7 § 1-9

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 96 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara