FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Novambra p. 6
  • 21-27 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Novambra p. 6

21-27 Novambra

MPITORITENY 7-12

  • Hira 41 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsarovy Ilay Mpamorona Be Voninahitra Amin’ny Andro Fahatanoranao”: (10 min.)

    • Mpto 12:1: Tokony hampiasa ny fotoanany sy ny heriny hanompoana an’Andriamanitra ny tanora (w14 15/1 18 § 3; w14 15/1 22 § 1)

    • Mpto 12:2-7: Afaka mahavita be ny tanora, satria mbola tsy voafetran’ny taona sy ny “andro mahory” (w08 15/11 23 § 2; w06 1/11 16 § 9)

    • Mpto 12:13, 14: Manompoa an’i Jehovah, fa izany no mahafa-po indrindra eo amin’ny fiainana (w11 1/11 21 § 1-6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mpto 10:1: Nahoana no “hadalana kely dia manimba ny laza tsaran’izay malaza ho hendry”? (w06 1/11 16 § 5)

    • Mpto 11:1: Inona no dikan’ny hoe “alefaso eny ambony rano ny mofonao”? (w06 1/11 16 § 7)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mpto 10:12–11:10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) 2Ti 3:1-5: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Is 44:27–45:2: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 25-26 § 18-20: Asao hivory ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 95

  • “Ry Tanora, Aza Mangataka Andro fa Midira Amin’ilay ‘Varavarana Lehibe’”: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Tia Anareo i Jehovah ry Tanora! Iaraho midinika avy eo ilay lahatsoratra.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 4 § 7-15, ary ny efajoro hoe “Nanamasina ny Anaran’Andriamanitra Ny Tilikambo Fiambenana” sy ny hoe “Vao Mainka Nazoto Nitory Izy Ireo”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 148 sy Vavaka

    Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao atao ilay hira vaovao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara