FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Novambra p. 4
  • 14-20 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Novambra p. 4

14-20 Novambra

MPITORITENY 1-6

  • Hira 66 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mifalia Noho ny Asa Mafy Nisasaranao”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Mpitoriteny.]

    • Mpto 3:12, 13: Fanomezana avy amin’Andriamanitra ny fifaliana azo avy amin’ny asa mafy natao (w15 1/2 4-6)

    • Mpto 4:6: Mahaiza mandanjalanja (w15 1/2 6 § 3-5)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mpto 2:10, 11: Ahoana no fahitan’i Solomona ny harena? (w08 15/4 22 § 9-10)

    • Mpto 3:16, 17: Ahoana no tokony hiheverantsika ny tsy rariny misy ankehitriny? (w06 1/11 14 § 9)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mpto 1:1-18

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.6 matoan-dahatsoratra​: Omeo karatra JW.ORG ilay olona amin’ny farany.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.6 matoan-dahatsoratra​: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 22-23 § 11-12: Asao hivory ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 140

  • “Ahoana no Ampiasana ny Boky Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso avy eo ilay video ahitana mpitory mampianatra ny Hevitra 4 eo amin’ny pejy 115 amin’ny boky Ianarana. Iaraho midinika ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 4 § 1-6 sy ny efajoro hoe “Inona no Dikan’ny Anaran’Andriamanitra?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 112 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara