FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Novambra p. 2
  • 7-13 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 7-13 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Novambra p. 2

7-13 Novambra

OHABOLANA 27-31

  • Hira 86 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miresaka Momba ny Vady Tsara ny Baiboly”: (10 min.)

    • Oh 31:10-12: Mendri-pitokisana izy (w15 15/1 20 § 10; w00 1/2 31 § 3; it “Vehivavy Manambady”: “Vady tsara”)

    • Oh 31:13-27: Mazoto miasa izy (w00 1/2 31 § 4-5)

    • Oh 31:28-31: Olona araka ny fanahy izy ary mendri-piderana (w15 15/1 19 § 8; w00 1/2 31 § 6, 9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Oh 27:12: Ahoana no ampisehoantsika hoe malina isika rehefa miala voly? (w15 1/7 8 § 3)

    • Oh 27:21: Nahoana no hoe ‘natao hitsapana ny olona ny teny fiderana azy’? (w11 1/8 29 § 1; w06 15/9 19 § 11)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Oh 29:11–30:4

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 89

  • “Be Mpahafantatra eny Am-bavahady ny Vadiny”: (5 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 40-41). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 3 § 13-22, sy ny tabilao hoe “Nampahafantarin’i Jehovah Tsikelikely ny Fikasany” ary ny efajoro hoe “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 108 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara