FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Oktobra p. 2
  • 3-9 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Oktobra p. 2

3-9 Oktobra

OHABOLANA 1-6

  • Hira 37 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Matokia An’i Jehovah Amin’ny Fonao Manontolo”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Ohabolana.]

    • Oh 3:1-4: Manehoa hatsaram-panahy ary manaova ny marina (w00 15/1 23-24)

    • Oh 3:5-8: Miezaha hatoky tanteraka an’i Jehovah (w00 15/1 24)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Oh 1:7: Nahoana ny fahatahorana an’i Jehovah no “fiandoham-pahalalana”? (w06 15/9 17 §1; it “Fahalalana”: “Ilay manome fahalalana” §1)

    • Oh 6:1-5: Inona no tokony hataonao raha nisy fifanarahana ara-barotra nataonao nefa tsy fahendrena ny nanaovana an’ilay izy? (w00 15/9 25-26)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Oh 6:20-35

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory mba hazoto hanao an’ilay ezaka manokana hanasana olona hivory amin’ny faran’ny herinandro.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 107

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (8 min.) Raha tsy misy zavatra ilain’ny fiangonana dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 25-27), ka asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.

  • Manaova Soa Amin’ireo Olona Tonga Mivory (Oh 3:27): (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? Asao ny mpanatrika hilaza an’izay azo atao mba hanjaka ao amin’ny Efitrano Fanjakana ny fitiavana, tsy mandritra ny volana Oktobra ihany fa mandavantaona mihitsy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 2 § 1-12

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 143 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara