FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Aogositra p. 5
  • 15-21 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Aogositra p. 5

15-21 Aogositra

SALAMO 102-105

  • Hira 80 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsaroan’i Jehovah fa Vovoka Ihany Isika”: (10 min.)

    • Sl 103:8-12: Mamindra fo amintsika sy mamela antsika i Jehovah, rehefa mibebaka isika (w13 15/6 20 § 14; w12 15/7 16 § 17)

    • Sl 103:13, 14: Fantatr’i Jehovah tsara hoe inona no zakantsika sy tsy zakantsika (w15 15/4 26 § 8; w13 15/6 15 § 16)

    • Sl 103:19, 22: Tena ankasitrahantsika i Jehovah satria mamindra fo sy mangoraka. Lasa te hanohana ny zony hitondra àry isika (w10 15/11 24 § 5; w07 1/12 21 § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 102:12, 27: Nahoana no manampy antsika ny misaintsaina ny fifandraisantsika amin’i Jehovah, rehefa kivy isika? (w14 15/3 16 § 19-21)

    • Sl 103:13: Nahoana no tsy valian’i Jehovah eo no ho eo daholo izay angatahintsika? (w15 15/4 25 § 7)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 105:24-45

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.4 10-11: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.4 10-11: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 165-166 § 3-4: Ampio ilay mpianatra hahita hoe ahoana no azony ampiharana an’ilay zavatra ianarany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 91

  • Aza Hadinoina Mihitsy Izay Efa Nataon’i Jehovah ho Anao (Sl 103:1-5): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Nankaleo Ahy ny Fomba Fiainako. (Jereo ny jw.org/mg, ao amin’ilay hoe MOMBA ANAY > NY ATAONAY.) Anontanio avy eo ny mpanatrika hoe: Nahoana isika no tokony hidera an’i Jehovah? Inona avy ny fitahiana ho azontsika noho i Jehovah tsara toetra?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 22 § 1-13

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 131 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara