FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Jona p. 4
  • 13-19 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Jona p. 4

13-19 Jona

SALAMO 38-44

  • Hira 4 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Manampy An’ireo Marary i Jehovah”: (10 min.)

    • Sl 41:1, 2: Sambatra izay miahy ny mahantra (w15 15/12 24 § 7; w92 1/2 14 § 6)

    • Sl 41:3: Manampy sy mikarakara an’ireo olo-marina i Jehovah, rehefa marary izy ireo (w08 15/9 5 § 12-13)

    • Sl 41:12: Rehefa marary isika, dia hanampy antsika hiaritra ny mieritreritra momba an’ireo zavatra tsara ho avy (w15 15/12 27 § 18-19; w08 15/12 6 § 15)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 39:1, 2: Rahoviana isika no tokony hangina fotsiny? (w09 15/5 4 § 5; w06 15/5 20 § 12)

    • Sl 41:9: Nahoana i Jesosy no nilaza fa nitovy tamin’izay nanjo an’i Davida ny nanjo azy? (w11 15/8 13 § 5; w08 15/9 5 § 11)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 42:6–43:5

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.3, fonony

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.3, fonony

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 2 § 4-5: Amin’ny farany, dia asehoy ilay video ao amin’ny jw.org hoe Manana Anarana ve Andriamanitra?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 128

  • Banjino Ilay Lokanao!: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Banjino Ilay Lokanao! (Hira 24). (Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY.) Iaraho midinika ilay kilalao hoe “Ampitahao ny Fiainana Amin’izao sy Amin’ny Hoavy.” Fanontaniana: Inona avy no hiova rehefa tonga ny Paradisa? Inona no tena tianao rehefa any? Nahoana ianao no tokony hieritreritra an’izany rehefa kivikivy?—2Ko 4:18.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 17 § 14-22, famerenana

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 36 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara