FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Jona p. 2
  • 6-12 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Jona p. 2

6-12 Jona

SALAMO 34-37

  • Hira 95 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Matokia An’i Jehovah ka Manaova ny Tsara”: (10 min.)

    • Sl 37:1, 2: Na hoatran’ny hoe miadana aza ny mpanao ratsy, dia aza mifantoka amin’izany fa manompoa an’i Jehovah foana (w03 1/12 9-10 § 3-6)

    • Sl 37:3-6: Matokia an’i Jehovah ka manaova ny tsara, dia hotahiny ianao (w03 1/12 10-12 § 7-15)

    • Sl 37:7-11: Miandrasa an’i Jehovah satria mbola hesoriny ny ratsy rehetra (w03 1/12 13 § 16-20)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 34:18: Inona no ataon’i Jehovah amin’ireo “torotoro fo” sy “ketraka”? (w11 1/6 19)

    • Sl 34:20: Inona ny porofo fa tanteraka tamin’i Jesosy io faminaniana io? (w13 15/12 21 § 19)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 35:19–36:12

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 93

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Ampiasao Ireo Video Rehefa Mampianatra”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Rehefa eo amin’ilay lohatenikely hoe “Ahoana no hanaovana azy?”, dia alefaso ilay video ao amin’ny jw.org hoe Avy Amin’iza ny Baiboly? (Jereo ao amin’ilay hoe ZAVATRA MISY > BOKY & BOKIKELY. Tadiavo ny bokikely Vaovao Tsara. Ao amin’ilay lesona hoe “Tena avy Amin’Andriamanitra ve ny Vaovao Tsara ao Amin’ny Baiboly?” no ahitana an’ilay video.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 17 § 1-13

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 61 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara