Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Faly izahay milaza aminareo fa Betelita 69 no afaka nanatrika ny sekolin’ny mpisava lalana. Nisy kilasy telo ilay izy, nanomboka tamin’ny 4 Mey ka hatramin’ny 23 Mey. Mino izahay fa handray soa amin’izany ny fiangonana.