Fampandrenesana
◼ Zavatra atolotra amin’ny Mey sy Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na ny taratasy mivalona: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina?, ary Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly. Jolay sy Aogositra: Mihainoa An’Andriamanitra, na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, na Vaovao Tsara Natao ho Anao! Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly rehefa mitsidika ny olona liana.