Fampandrenesana
◼ Zavatra atolotra amin’ny Aprily: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Mey sy Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na ny iray amin’ireto: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?, ary Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly. Jolay: Mihainoa An’Andriamanitra, na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, na Vaovao Tsara Natao ho Anao! Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly rehefa miverina mitsidika.
◼ Zavatra vaovao misy:
Mihirà ho An’i Jehovah—Raki-kira 6 (cdsnv6) anglisy, malagasy