Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Niampy roa ny isan’ny faritra tamin’ny 1 Septambra 2014. Mpiandraikitra ny faritra 33 izao no mitsidika an’ireo fiangonana 668 eran’ny nosy. Misaotra anareo izahay, satria niasa mafy ianareo matoa nisy izao fitomboana izao.