Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Niavaka ny volana Aprily satria nahazo tampon’isa vaovao isika: Lasa 29 590 ny mpitory, 4 457 ny mpisava lalana maharitra, ary 502 ny mpisava lalana manokana. Nahatratra 931 481 ny ora lanintsika tamin’ny fanompoana. Misaotra anareo rehetra izahay noho ianareo nazoto nanompo nandritra an’iny volana nankalazana ny Fahatsiarovana iny.