FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/14 p. 8
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
km 4/14 p. 8

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Aprily: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Mey sy Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na ny taratasy mivalona: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina?, ary Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly. Jolay: Vaovao Tsara Natao ho Anao! na ny iray amin’ireto: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Ho Sambatra Ianao Raha Manana ny Tena Finoana (ho an’ny Silamo), Mihainoa An’Andriamanitra na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? (mety hahaliana an’ireo te hanaporofo hoe diso ny evolisiona), Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, ary Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly rehefa miverina mitsidika.

◼ Azo ahitsy ny fandaharam-pivoriana amin’ny herinandro alohan’ny fivoriamben’ny vondrom-paritrareo, mba handinihana an’ireo torohevitra sy fampahatsiahivana momba ny fivoriambe, ao amin’ny takelaka fanampiny amin’ity Fanompoantsika Ilay Fanjakana ity, sy ilay taratasy nalefa ho an’ny fiangonana rehetra tamin’ny 3 Aogositra 2013, mahakasika ny fomba isorohana loza rehefa mivory na manatrika fivoriambe. Azo atao famerenana ireo hevitra azo ampiharina eny amin’ny fanompoana, iray na roa volana aorian’ny fivoriambe, ka atao zavatra ilain’ny fiangonana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara