Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Nahafinaritra ny fivoriamben’ny vondrom-paritra tamin’iny taona 2013 iny. Nahatratra 67 876 ny mpanatrika ary 1 141 no natao batisa. Tampon’isa vaovao daholo izany. Misaotra betsaka anareo fa nazoto nizara ny fanasana fivoriambe ianareo.