FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/13 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 5/13 p. 4

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Mey sy Jona: Iray amin’ireto taratasy mivalona ireto: Ankafizo ny Fiainam-pianakaviana, Fiainam-piadanana ao Amin’ny Tontolo Vaovao, Hifarana Tsy ho Ela ny Fijaliana Rehetra!, Ho Tafita Velona ve Ity Tontolo Ity?, Iza Marina no Manapaka Ity Tontolo Ity?, Iza moa i Jehovah?, Jesosy Kristy—Iza moa Izy?, Manana Fanahy Tsy Mety Maty ve Ianao?, Manantena Inona ny Olon-tiana Nodimandry?, ary Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? Raha liana ilay olona, dia miezaha hanomboka fampianarana Baiboly amin’ny boky Ampianarina, na amin’ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra na Mihainoa dia Hiaina Mandrakizay. Jolay sy Aogositra: Vaovao Tsara Natao ho Anao! na ny iray amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Anaran’Andriamanitra, Fanahin’ireo Maty, Lalana, Mihainoa An’Andriamanitra na Mihainoa dia Hiaina Mandrakizay, Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? (ho an’ireo mino ny evolisiona), Rehefa Nodimandry, Sakaizan’Andriamanitra, Tena Finoana (ho an’ny Silamo), ary Tena Miahy. Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly rehefa miverina mitsidika.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara