FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/11 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 11/11 p. 4

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Novambra: Bokikely Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly? Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Raha misy ankizy ao amin’ilay trano, dia azo atolotra Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly, na ny boky Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe. Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly dieny eo am-pitoriana. Raha efa manana boky ilay olona nefa tsy manaiky hianatra Baiboly, dia omeo gazety tranainy izy na bokikely mety hahaliana azy. Febroary: Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana na ny bokikely Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?

◼ Tokony hatao amin’ny anaran’ny “FI.MPI.BA.MA.” ny fanomezana ho an’ny asa maneran-tany alefa mivantana atỳ amin’ny sampana. Ity ny adiresy: FI.MPI.BA.MA. c/o Biraon’ny Mpitahiry Vola, BP 116, 105 Ivato.

◼ Faly izahay mampandre fa efa ao amin’ny www.watchtower.org ny boky Ny Bokiko, amin’ny teny malagasy, tankarana, ary vezo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara