FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/10 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 12/10 p. 4

Fampandrenesana

◼ Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Raha misy ankizy ao amin’ilay trano, dia azo atolotra Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly, na ny boky Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe. Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana. Febroary: Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana na Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? Martsa: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly.

◼ Amin’ny alakamisy 5 Aprily aorian’ny filentehan’ny masoandro ny Fahatsiarovana amin’ny 2012.

◼ CD vaovao misy:

Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2010—MP3 frantsay

Fanamarihana: Azo adika avy ao amin’ny www.jw.org koa izy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara