Fampandrenesana
◼ Novambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? na Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana. Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Raha misy ankizy ao amin’ilay trano, dia atolory ny boky Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe. Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? Febroary: Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana na Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona?
◼ Boky sy bokikely vaovao misy:
Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly? anglisy, frantsay, malagasy
‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’ anglisy, frantsay, malagasy
◼ DVD vaovao misy:
Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary (DVD-A) frantsay sy fiteny hafa
Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary (DVD-C) malagasy sy fiteny hafa