FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/09 p. 8
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
km 6/09 p. 8

Fampandrenesana

◼ Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? na Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana. Jolay sy Aogositra: Iray amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Miambena Hatrany!, Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!, Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?, ary Tokony Hino ny Trinite ve Ianao? Septambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly dieny eo am-pitoriana.

◼ Afaka ovana ny fandaharam-pivoriana mba ahafahana manatrika ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra “Miambena Hatrany!” Tokony hodinihina mandritra ny Fivoriana Momba ny Fanompoana amin’ny herinandro alohan’ny fivoriambe, ireo fampahatsiahivana sy torohevitra mifandray amin’izany. Iray na roa volana aorian’ny fivoriambenareo, dia manaova famerenana an’ireo hevitra nisongadina tamin’ny fivoriambe, ka nanampy ny mpitory hanatsara ny fanompoany. Ataovy ho solon’ny zavatra ilain’ny fiangonana izany.

◼ Azon’ny mpiandraikitra ny mpitory ampiasaina amin’ny fivoriana alohan’ny fanompoana ilay lahatsoratra hoe “ ‘Mitoria Amin’ny Fomba Feno’ ao Amin’ny Trano Lehibe”, raha manana faritany toy izany izy ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara