Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Faly isika fa fanindiminy no nahazoantsika tampon’isan’ny mpitory, tamin’ny Janoary. Nitombo 6 isan-jato ny mpitory, ka lasa 20 667. Nisy 81 koa ny natao batisa.
Ankasitrahana ny ezaka mafy nataonareo.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.