FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/08 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
km 11/08 p. 3

Fampandrenesana

◼ Novambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly. Desambra: Mivavaha Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina. Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana an’io boky io ilay olona, dia Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? no atolotra.

◼ Ampirisihina ny mpitory mba hameno ny karatra Fanomezan-dalana Momba ny Fitsaboana (FMF), raha mbola tsy nanao izany. Miaro ny zonao tsy hanaiky fampidiran-dra io karatra io. Afaka manampy anao hameno azy io ny anti-panahy, raha ilaina.—Jereo ny takelaka fanampiny amin’ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana Novambra 2006.

◼ Tsy hampiasaina intsony ilay teny hoe “mpiandraikitra mpitantan-draharaha” manomboka amin’ny 1 Janoary 2009, fa soloana hoe “mpandrindra ny anti-panahy.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara