FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 8/07 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
km 8/07 p. 7

Fampandrenesana

◼ Aogositra: Na iza na iza amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Fiainana Mahafa-po—Ahoana no Hahitana Izany?, “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”, Inona no Zava-kendren’ny Fiainana—Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io?, Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Ny Fitondram-panjakana Izay Hitondra ny Paradisa, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?, ary Tokony Hino ny Trinite ve Ianao? Septambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Tokony hiezaka mafy isika mba hanomboka fampianarana Baiboly amin’ny fitoriana voalohany. Raha efa manana io boky io ilay olona, dia asehoy azy ny fomba handraisany soa avy amin’izy io. Asehoy azy vetivety ny fomba fianarana Baiboly amin’ny alalan’io boky io. Oktobra: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Raha liana ilay olona, dia atolory sy iaraho midinika ilay taratasy mivalona hoe Tianao ve ny Hahafantatra Tsara ny Baiboly?, mba hanombohana fampianarana Baiboly. Novambra: Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe. Ny bokikely Miambena Hatrany! no atolotra ho an’ireo tsy manan-janaka.

◼ Misy faran’ny herinandro dimy amin’ny Septambra, ka tena tsara hanaovana ny asan’ny mpisava lalana mpanampy.

◼ Ampahatsiahivina ireo anti-panahy, mba hanaraka ireo toromarika ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Jolay 1991, pejy 21-23, momba ireo olona voaroaka na niala an-tsitrapo izay mety haniry horaisina indray.

◼ Ampahatsiahivina ny mpiandraikitra ny fanompoana sy ny mpitan-tsoratra, mba hamita ny Tatitra Famakafakana ny Fiangonana (S-10) sy ny Filazana ny Isan’ny Boky sy Gazety (S-18), ary handefa izany atỳ amin’ny biraon’ny sampana amin’ny 6 Septambra 2007, fara fahelany.

◼ Kapila mangilatra vaovao misy:

Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah—MP3 (Hira 1-225, amin’ny piano, azo ampiasaina amin’ny fivoriana)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara