FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/07 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
km 6/07 p. 3

Fampandrenesana

◼ Jona: Boky Fahasambaram-pianakaviana. Jolay sy Aogositra: Na iza na iza amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Fiainana Mahafa-po—Ahoana no Hahitana Izany?, “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”, Inona no Zava-kendren’ny Fiainana—Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io?, Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Ny Fitondram-panjakana Izay Hitondra ny Paradisa, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?, ary Tokony Hino ny Trinite ve Ianao? Septambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Hanao ezaka manokana isika mba hanombohana fampianarana Baiboly amin’ny fitoriana voalohany. Raha efa manana io boky io ilay olona, dia asehoy azy ny fomba handraisany soa avy amin’izany. Asehoy azy vetivety ny fomba fianarana Baiboly amin’ny alalan’io boky io.

◼ Ny mpiandraikitra mpitantan-draharaha, na izay tendreny, dia tokony hanamarina ny kaontin’ny fiangonana tamin’ny volana Martsa sy Aprily ary Mey. Rehefa vita ilay izy, dia asio fampandrenesana ho an’ny fiangonana, miaraka amin’ny tatitra momba ny kaonty manaraka.—Jereo ny Toromarika Momba ny Fanaovana ny Kaontin’ny Fiangonana (S-27).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara