Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Okt.
“Miteraka olana maro be ny fisotroana tafahoatra. Asehon’ity gazety ity ny vokatry ny alkaola eo amin’ny vatana. [Asehoy ny sary eo amin’ny pejy 7.] Resahin’ireto lahatsoratra ireto ny fomba ialana amin’ny fisotroan-toaka be sy izay azon’ny hafa atao mba hanampiana.”