Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Aog.
“Maro ny olona matahotra foana. Inona no mahatonga izany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Misy fanoloran-kevitra tsara omen’ity gazety ity, mba hiarovantsika tena amin’ireo loza fahita matetika. Resahiny ato koa fa mampanantena tontolo iray tsy hisy tahotra ny Baiboly.” Vakio ny Isaia 11:9.