Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Jona
“Miaiky ny ankamaroan’ny olona fa tsy ampy fanatanjahan-tena izy ireo, na dia fantany aza fa ilaina izany mba hahasalama tsara. Sa tsy izany? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity ny soa ho azontsika raha manao fanatanjahan-tena tsy tapaka isika, sy ny fomba sasany ahafahana manao izany na dia be atao aza.”