Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Apr.
“Inona, araka ny hevitrao, no azon’ny ray aman-dreny atao mba hanampiana ny zanany hisoroka ny olana mpahazo ny tanora? [Avelao izy hamaly. Vakio avy eo ny Isaia 48:17, 18.] Hazavain’ity gazety ity fa manampy ny ray aman-dreny hifampiresaka tsara amin’ny zanany sy hahay hifehy azy ireo araka ny antonony, ny fampiharana ny torohevitry ny Baiboly.”