Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza 8 Mar.
“Fahiny, dia nandidy ny ankizy Andriamanitra, mba hanaja ny rainy sy ny reniny. [Vakio ny Eksodosy 20:12.] Araka ny fahitanao azy, hajaina tokoa ve ny reny ankehitriny? [Avelao izy hamaly.] Asehon’ity gazety ity ny zava-tsarotra atrehin’ny reny any amin’ny tany samihafa, sy ny fomba andreseny azy ireny.”