Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Jan.
“Anisan’ny zava-tsarotra lehibe indrindra atrehintsika ankehitriny ny fikarakarana ny marary. Ahoana no ampiononantsika an’ireo manana aretina tsy ho sitrana intsony? [Avelao izy hamaly.] Mariho ny fampanantenana voalazan’ny Tenin’Andriamanitra, ao amin’ny Isaia 33:24. Misy soso-kevitra tsara afaka manampy anao sy ny fianakavianao hiatrika aretina ato amin’ity gazety ity.”
[Loharanon-kevitra]
Tsy hita ao amin’ny anglisy.